|
|
|
|

Teny iditra1  lamba metisy
Singan-teny  2 lamba, 3 metisy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay antsoina amin' ny teny frantsay hoe "toile métisse": lamba vita amin' ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12